| Teny iditra | pasohina (pasoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Lamaina, tsindriana amin' ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka vao mihaona amin' ny lehibe [1.1] | |||||||||
| To be smoothed, to be ironed, to be palliated. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|