|
|
|
|

Teny iditra pataloa
Sokajin-teny anarana
 Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1]
 Trousers. See saroaly [1.2]
 [ pataloha ] Trousers [1.7]
 [ pataloha ] Pantalon [1.3]
 [ pataloha ] Pantalon [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany. [2.472]
2Ny vodim-pataloa rovitra, ny lohalika feno ratra, ny kapoka mandrivorivo azo. [2.117]
Haiendriteny 
Tsotra : pataloa, pataloako, pataloanao, pataloany, pataloantsika, pataloanay, pataloanareo, pataloan', pataloan-, pataloam-
Sampanteny 
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: pantalon.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07