| Teny iditra | patsa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazan' orana madinika kely ary fihinana: Misy patsa mena sy patsa fotsy [1.1] | ||
| Shrimps [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | patsanorana | |
| Teny iditra | patsa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Entina milaza ny zazavavy madinika sy kely reny [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |
|