| Teny iditra | -pentina | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe fentina | |
| Teny iditra | pentina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [1.1] | ||
| A spot [1.7] | ||
| Tache de saleté [1.8] | ||
| Ohatra | misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony.
[2.472] | |
| Tovy hevitra | pentimpentina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/14 |
|