|
|
|
|

Teny iditra petsapetsa (petsa)
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. [1.1]
 Sloppy. [1.2]
 Wet, soaked [1.7]
 Mouillé, trempé [1.8]
Ohatra Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470]

Teny iditra petsapetsa
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo] Honahona nototofana natao tanimbary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/03