|
|
|
|

Teny iditra piarapiara
Sokajin-teny anarana
 Lalaon' ankizy mifampilanja na manao kilanjalanja ka ny tanana mifandika eo anoloana no ilanjan' ny zaza roa ny anankiray fahatelo [1.1]
 A children's game of carrying each other on outstretched arms. Probably a corruption of fiarafiara. See fiara. [1.2]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/04