|
|
|
|

Teny iditra piho (pika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana pihina [Fitanisana]
Ohatra 
1Piho rano kely aho fa mafana [1.1]
2Piho amin' izay ny jiro hatoriana [1.1]
3Piho amin' izay ny elo fa efa maloka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17