|
|
|
|

Teny iditra pitsiny
Sokajin-teny anarana
 [anglais pitch] ny haavo na ny haivam-peo amin' ny hira [1.1]
 Sasiny na filatro amin' ny fitendrena zavamaneno; fihetsika na fiangolangolana alohan' ny hamakiana teny na hiventesana hira: Hira ve ity kailana pitsiny ? [1.1]
 The pitch of a tune [1.2]
 Ton, ce qui donne un peu de relief [1.3]
Voambolana 
Ny fihaviany Fanazavàna teny anglisy: pitch.

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26