|
|
|
|

Teny iditra pnemônia
Sokajin-teny anarana
 Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1]
 Karazana aretin'ny havokavoka [1.13]
 Pneumonie [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra amonia ~ tevika
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: pneumonie.

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/19