Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
po
i
rina
(
po
itra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Loarana avy any anaty zavatra mba hiseho:
Poiro amin' ny fangady io vato io
Esorina amin-kery:
Poirina ny hidin-trano
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
poirina
, poiriko, poirinao, poiriny, poirintsika, poirinay, poirinareo, poirin', poirin-, poirim-, poiri-
Ny lasa :
nopoirina, nopoiriko, nopoirinao, nopoiriny, nopoirintsika, nopoirinay, nopoirinareo, nopoirin', nopoirin-, nopoirim-, nopoiri-
Ny hoavy :
hopoirina, hopoiriko, hopoirinao, hopoiriny, hopoirintsika, hopoirinay, hopoirinareo, hopoirin', hopoirin-, hopoirim-, hopoiri-
Filaza mandidy :
po
i
ro
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20