| Teny iditra | potsitra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Loaka: Potsitra ny mason' ilay vorona Vaky, foy: Potsitra ny vay teo amin' ny hatony Miseho miharihary (enti-milaza ny zavatra nafenina ka vaky): Potsitra ny laingan-dRakoto [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|