| Teny iditra |
rabaraba
(raba)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [1.1]
|
| | Root of arabaraba, mirabaraba, mandrabaraba [1.2]
|
| | Action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre [1.3]
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
rabaraba
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | A word used for a rat in the phrase tain-drabaraba
[1.2]
|
| | (vieux) rat [1.3]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
rabaraba
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Sakalava]
Fivelatry ny ravin-javamaniry raha vao mitsiry [1.1]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
rabaraba
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Karazan-kazo (Chaetocarpus rabaraba, Capuron) [3.1]
|
/m:web>
/m:web>
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Chaetocarpus rabaraba |
| Habaka |
|
|