| Teny iditra | rahona | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [1.1] | |||||
| A cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [1.2] | |||||
| A cloud [1.7] | |||||
| Nuage [1.3, 1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: rahona ao amin' ny Baiboly | ||||
| Sary |
| ||||
| Teny iditra | rahona | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [1.1] | |||||
| Fig. a threat, a menace [1.2] | |||||
| A threat, a menace [1.7] | |||||
| Menace [1.3, 1.8] | |||||
| Mpanahaka | rahonavis | ||||
| Teny iditra | rahona | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Gilding [1.2] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |
|