| Teny iditra | raiki-tampisaka | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | raikitra, tampisaka | |
| Ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony [1.1] | ||
| Very thin, tuberculous [1.7] | ||
| Tuberculeux, en proie à une maladie chronique [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | raiki-tapisaka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
|