|
|
|
|

Teny iditra rakofana (rakotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Asiana zavatra eo ambony mba tsy hahitana azy na hiarovana azy amin' ny hatsiaka...: Rakofy io zaza io sao mangatsiaka [1.1]
 See Rakotra [1.2]
 To be covered [1.7]
 Qu'on couvre [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rakofana, rakofako, rakofanao, rakofany, rakofantsika, rakofanay, rakofanareo, rakofan', rakofan-, rakofam-, rakofa-
Ny lasa : norakofana, norakofako, norakofanao, norakofany, norakofantsika, norakofanay, norakofanareo, norakofan', norakofan-, norakofam-, norakofa-
Ny hoavy : horakofana, horakofako, horakofanao, horakofany, horakofantsika, horakofanay, horakofanareo, horakofan', horakofan-, horakofam-, horakofa-
Filaza mandidy : rakofy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20