| Teny iditra | ramanavy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | manavy | |
| Mpanahaka | fanihy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|