| Teny iditra | ramatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fihaingoana, firavahana [1.1] | ||
| Action de se parer, de s'orner [1.3] | ||
| Teny iditra | ramatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Kaikitra mafy amin' ny nify, ady ifanaovana misaritaka. [1.1] | ||
| [1.2] | ||
| Coup de dent, morsure Figuré: querelle, dispute acharnée [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/02/29 |
|