| Teny iditra | ramiary | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium) [1.1] | ||
| Karazan-javamaniry fanamboarana fanafody [1.13] | ||
| The thorn apple. Datura alba. Nees. [1.2] | ||
| Datura stramonium [1.13] | ||
| Voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p. 141 [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Datura alba, Datura stramonium | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |
|