|
|
|
|

Teny iditra ran > rana
Sokajin-teny mpamaritra
 (pour rano) venu par eau, par mer [1.3]

Teny iditra ran > rana
Sokajin-teny anarana
 Omby vahiny tsy misy trafo [1.1]
 Boeufs importés de France [1.54]
  [Betsileo] Le plus souvent prononcé ragna. D'après Dubois, désigne les branchages, les basses branches qui font obstacle à la marche. Pris adjectivement, le même mot qualifie les animaux ou les gens de grande taille ; plus récemment, il a pris le sens d'animaux introduits de l'extérieur parce que ceux-ci étaient souvent de plus grand format. [1.196]
Voambolana 
Mpanahaka  omby ~ ombilahy ~ omby manga ~ vantotr' ombivavy

Teny iditra ran > ra
Sokajin-teny anarana
 Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [1.1]
 Blood [1.7]
 Le sang [1.3]
 Sang [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ra, rako, ranao, rany, rantsika, ranay, ranareo, ran', ran-, ram-
Tovonana : -dra, -drako, -dranao, -drany, -drantsika, -dranay, -dranareo, -dran', -dran-, -dram-
Lahatsoratra 

Teny iditra ran > ra
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] zavatra [1.78]

Teny iditra ran > ~ra~
Sokajin-teny tsofoka [Teny amin' ny ~ra~]

Teny iditra ran > ra-
Sokajin-teny mpanoritra [Fitanisana]
 Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [1.1]
 A personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [1.2]
 Prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [1.7]
 Préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [1.8]

Teny iditra ran > ra
Sokajin-teny kianteny [Fitanisana]
  [Provincial] An interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?)
See va, moa [1.2]

Teny iditra ran > Ra
Sokajin-teny anarana (eva)
 Radiôma [1.66]
 Singa mivaingana, faha-88 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
 Radium [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Fisokajiana miherina

Teny iditra ran > ranka
Sokajin-teny anarana
  [Merina] (déformation fréquente de ranga) Ochnella madagascariensis (DC.) H.Perrier (Ochnaceae). Voir aussi rangahy. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Ochnella madagascariensis