| Teny iditra | ranao | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tovy hevitra ara-paritany | ranao, ranaotra, rañaotse, rañaotsy, reninjanaky, renizanaky, zaobavy | |
| Zaobavy [1.476] | ||
| [Provincial] A word for zaobavy [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | ranao | |
| Sokajin-teny | anarana ra sy mpisolo | |
| Your blood [3.1] | ||
| Ton sang, votre sang [3.1] | ||
| Ohatra | Mba ra malagasy ihany anefa ny ranao, ry Ikotofetsy, ka dia sahy mandroso ny Malagasy mpiray tanindrazana aminao hopotehin' ny balan' ny mitrailleuses gouvernementales, toy izao!
[2.285] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02 |
|