| Teny iditra | randramadinika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | randrana, madinika | |
| Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |
|