|
|
|
|

Teny iditra randranina (randrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 (volo na tady) Atao misy ampehezany telo na maro izay ampidipidirina ho toy ny kofehy ka ireo indray ampifamatorina [1.1]
 To be plaited, to be twisted. [1.2]
 Qu'on entrelace, qu'on dispose habilement [1.3]
 To tie braided [1.7]
 Qu'on tresse [1.8]
Ohatra 
1randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48]
2Ny lehilahy koa mbola mirandrana, ka nony mba hibaingo dia ny volo no randranina tsara. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : randranina, randraniko, randraninao, randraniny, randranintsika, randraninay, randraninareo, randranin', randranin-, randranim-, randrani-
Ny lasa : norandranina, norandraniko, norandraninao, norandraniny, norandranintsika, norandraninay, norandraninareo, norandranin', norandranin-, norandranim-, norandrani-
Ny hoavy : horandranina, horandraniko, horandraninao, horandraniny, horandranintsika, horandraninay, horandraninareo, horandranin', horandranin-, horandranim-, horandrani-
Filaza mandidy : randrano

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11