|
|
|
|

Teny iditra randrankiary
Sokajin-teny anarana
Singan-teny randrana, kiary
  [Betsileo] Randram-bolo betsileo toa mihodidina manodidina ny loba toy ny fefy na valamanodidina [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra kiary

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24