| Teny iditra | rango | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Lava mahia, lava manify [1.1] | ||
| Long et maigre [1.3] | ||
| Teny iditra | rango | |
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
| Teny iditra | rango | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] Karazan-tononkira miady rima mitanisanisa zavatra [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | rango | |
| Sokajin-teny | mpampitohy | |
| [Provincial] A word for anefa [1.2] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|