|
|
|
|

Teny iditra ranitana (ranitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Atao izay hahatonga azy manify mahadidy: Aiza ilay antsy vao noranitako teo [1.1]
 To be sharpen; to be given power or authority. [1.2]
 To be sharpened [1.7]
 Qu'on affûte [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ranitana, ranitako, ranitanao, ranitany, ranitantsika, ranitanay, ranitanareo, ranitan', ranitan-, ranitam-, ranita-
Ny lasa : noranitana, noranitako, noranitanao, noranitany, noranitantsika, noranitanay, noranitanareo, noranitan', noranitan-, noranitam-, noranita-
Ny hoavy : horanitana, horanitako, horanitanao, horanitany, horanitantsika, horanitanay, horanitanareo, horanitan', horanitan-, horanitam-, horanita-
Filaza mandidy : ranito

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20