| Teny iditra | ranto | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa. [1.1] | ||
| Trade, commerce, traffic. Used of a journey to a distant part for commercial business. See Varotra [1.2] | ||
| Trade done in travelling [1.7] | ||
| Commerce d'un marchand ou collecteur ambulant [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | ranto | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] Tora-pasika amoron-dranomasina [1.78] | ||
| [Sakalava] Tany misy fasika fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22 |
|