| Teny iditra | raparapa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokatr' izany [1.1] | ||
| Groping for things in the dark. [Mal. Raba.] Comp. Tsapatsapa [1.2] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|