| Teny iditra | rarahana (raraka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asiana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarahana tain-kafe ny ngorodona alohan' ny hiborisiana azy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | rarafana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|