|
|
|
|

Teny iditra rebaka
Sokajin-teny mpamaritra
 Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra rebaka
Sokajin-teny anarana
 Fihaingoana, firaratana amin' ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra rebaka
Sokajin-teny mpamaritra
  [Sihanaka] Maty [1.78]
  [Tanosy] Simba; rava [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/16