| Teny iditra | refona | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Valaka, reraka noho ny hanoanana: Refona aho ka nijanona nipetraka teo ambody hazo, nihinana ilay tapa-mofo farany tao anaty kitapoko [1.1] | ||
| Teny iditra | refona | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Sihanaka] Noana [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06 |
|