|
|
|
|

Teny iditra rendrirendry
Sokajin-teny anarana
 Zavatra manjelanjelatra ka mahajemby ny maso; fipendrampendran' ny rivotra sy ny hazavana rehefa mafana ny andro; zavatra mamirapiratra sy manonjanonja eny amin' ny rivotra rehefa migaingaina ny hafanana [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23