|
|
|
|

Teny iditra renibe
Sokajin-teny anarana
Singan-teny reny, be
 Reny niteraka ny ray na reny niteraka ny tena: "Baba" no fiantsoan' ny ankizy (zafikely) azy [1.1]
 Grand-mère [1.54]
Voambolana 
Ohatra 
1Kanefa, nahita raibe sy renibe be fitiavana izy, tahaka anao. [2.270]
2Ka inona no hevitra fa handroso maty raibe, hijanona maty renibe? [2.587]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12