| Teny iditra | renintantely | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | reny, tantely | ||||
| Renintantely no lohan'ny andian-tantely. Tsy afaka miaina samirery izy. Maty ny renintantely raha lasa ny andian-tantely izay mikarakara azy. Ny fisian'ny renintantely no miantoka ny rindran-daminin'ny andian-tantely amin'ny fiainany andavanandro. Ny tantely tsirairay dia manana ny anjara asany voafaritra tsara. Izy irery ihany no manatody [5.mg.http://www.mandrosoa.org/dossier.php?id=68] | |||||
| Abeilles [1.3] | |||||
| Voambolana | ~ | ||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |
|