| Teny iditra | renty | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra:
Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|