|
|
|
|

Teny iditra resaky ny olona
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny resaka, olona
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: tsaho ~ vaovao
Ohatra Tsy azoko mihitsy tamin' ny voalohany ny resaky ny olona fa teny anglisy avokoa no nifanaovany, ka mbola tsy zatra izany ny sofiko. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27