| Teny iditra | rija | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Rigueur [1.13, 1.5] | ||
| Compacité [1.5] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | rija | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hira atao miaraka amin' ny dihy mitoto tany fanaon' ny Betsileo [1.1] | ||
| Chanson betsileo [1.5] | ||
| Ohatra | Indreny ny ankizy tao an-tanàna nilahatra nihira sy nandihy, nanao rija, hoy izy tompon-tany.
[2.499] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|