| Teny iditra | rikarikan-taolana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | rikarika, taolana | |
| Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] | ||
| Amas d'ossements, squelette [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | karana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21 |
|