| Teny iditra | ringindringitra (ringitra) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra (volo) Fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an' ity taratasy ity [1.1] | ||
| Tovy hevitra | ringitra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|