|
|
|
|

Teny iditra ripaka
Sokajin-teny mpamaritra
 Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko
Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy [1.1]
 Destroyed in large numbers [1.7]
 Couché ou exterminé en masse [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12