| Teny iditra | rodahina (rodaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Lanilanina foana, tobatobaina: Norodahiny ny lova napetraky ny ray aman-dreniny ka vetivety foana dia nahantra izy [1.1] | |||||||||
| Qu'on prodigue [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|