Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
rodonina
(
rodona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
(omby na ondry) Roahina indray miaraka daholo
(hira) Iarahana mihira daholo:
Rodony ny hira "Ry tanindrazanay malala ô
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
rodonina
, rodoniko, rodoninao, rodoniny, rodonintsika, rodoninay, rodoninareo, rodonin', rodonin-, rodonim-, rodoni-
Ny lasa :
norodonina, norodoniko, norodoninao, norodoniny, norodonintsika, norodoninay, norodoninareo, norodonin', norodonin-, norodonim-, norodoni-
Ny hoavy :
horodonina, horodoniko, horodoninao, horodoniny, horodonintsika, horodoninay, horodoninareo, horodonin', horodonin-, horodonim-, horodoni-
Filaza mandidy :
rodony
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05