| Teny iditra | romemy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazana roy izay mafy aoka izany ny hazony (Mimosa latispinosa) [1.1] | ||
| [Merina] Nom cité par Malzac (déformation de roimemy). Mimosa latispinosa Lam. (Fabaceae). [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Mimosa latispinosa | |
| Tsipelina hafa | roimemy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2020/05/15 |
|