|
|
|
|

Teny iditra roroha
Sokajin-teny anarana
 Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara [1.1]
 La panse des animaux ruminants [1.3]
Voambolana 
Ohatra Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12