Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
rosoana
(
roso
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Enti-milaza olona omena zavatra hohanina ka atao eo anoloany izany zavatra izany:
Rosoana vary ny vahiny
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
rosoana
, rosoako, rosoanao, rosoany, rosoantsika, rosoanay, rosoanareo, rosoan', rosoan-, rosoam-, rosoa-
Ny lasa :
norosoana, norosoako, norosoanao, norosoany, norosoantsika, norosoanay, norosoanareo, norosoan', norosoan-, norosoam-, norosoa-
Ny hoavy :
horosoana, horosoako, horosoanao, horosoany, horosoantsika, horosoanay, horosoanareo, horosoan', horosoan-, horosoam-, horosoa-
Filaza mandidy :
rosoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05