| Teny iditra | rotaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | kotaka ~ kotakotaka | |
| Teny iditra | rotaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy [1.1] | ||
| Gros ventre [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | rotarota | |
| Tsipelina hafa | ritaka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2015/01/15 |
|