|
|
|
|

Teny iditra rototra
Sokajin-teny mpamaritra
 Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin' ny fianaran' ny zanany kokoa Rasoa noho Rakoto
Maika, dodona: Heverinao ve fa rototra akory izy nahita ny setroka nidonaka eran' ny trano? [1.1]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07