|
|
|
|

Teny iditra Rtoa
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny)
 Fanafohezan' ny hoe Ramatoa [3.1]
 "Mrs." (Missus) , "Ms." (Miss) : abbreviation of Ramatoa [3.1]
 "Mme." (Madame), "Mlle." (Mademoiselle) : abréviation de Ramatoa [3.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Andriamanga sy Rtoa Razanajay sy havana ray aman-dreny avy tany Antananarivo. [2.356]
2Ravelojaona niaraka tamin-dRtoa Raharinoro vadiny ary niantrano sy nisakafo antoandro tao aminay. [2.356]
Haiendriteny 
Tsotra : rtoa, -drtoa
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/06