| Teny iditra | sadaikatra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaikatra aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaikatra aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1] | ||
| Perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tsipelina hafa | sadaika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/06 |
|