|
|
|
|

Teny iditra sady
Sokajin-teny mpampitohy [Fitanisana]
 Ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity
Fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny [1.1]
Ohatra 
1Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4]
2hoy izy sady mihinana ihany. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02