| Teny iditra | safofoka (fofoka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandroadroatran' ny rano mianjera amin' ny riam-bato [1.1] | ||
| Things falling down or getting out of their place, disarrangement [1.2] | ||
| Chute [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | safofoka (fofoka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Aretin' andoha mahajenjina, mahafanina, ateraky ny fanaviana [1.1] | ||
| Maladie qui rend la tête lourde, qui donne des vertiges [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |
|